Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 23:16 - DIEM PROTESTANTA

16 ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito dia dimampolo andro no ho voaisanareo. Amin’io andro io dia manolora fanatitra vaovao ho Ahy TOMPO indray ianareo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ireo andro dimampolo hisainareo, dia manolora fanatitra vaovao avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito dia dimampolo andro no ho voaisanareo. Amin’io andro io dia manolora fanatitra vaovao ho Ahy TOMPO indray ianareo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Hanisa andro dimampolo ianareo aloha mandra-pahatongan’ny ampitson’ny sabata fahafito, dia hanatitra fanatitra vaovao amin’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia amin’ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an’i Jehovah indray.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia amin'ny ampitson'ny Sabata fahafito no hahataperan'ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an'i Jehovah indray.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 23:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny volana fahatelo no nanombohana nanao izany ary tamin’ny volana fahafito no nahavitana azy.


ka mitondrà, avy amin’ny fonenanareo, mofo roa ho fanatitra hahevaheva eo anatrehako. Ireo mofo ireo dia hatao amin’ny koba lafarinina tsara, milanja telo kilao, ka hasiana leviora no hanendasana azy: voaloham-bokatra natokana ho Ahy TOMPO izany.


«Amin’ny andro Pentekôsta, rehefa mitondra ny fanatitra voamaina vaovao ho an’ny TOMPO ianareo, dia hisy fivoriana masina ho anareo, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo.


Nony tonga ny andro Pentekôsta, dia tafangona teo amin’io efitrano io ihany ny mpino rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra