Levitikosy 13:44 - Baiboly Katolika44 dia olona boka izy, ka maloto, ary holazain’ny mpisorona hoe maloto: eo amin’ny lohany ny feriny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201144 dia lehilahy boka izy ka maloto; hambaran’ny mpisorona fa maloto tokoa izy; eo amin’ny lohany ny aretiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA44 dia lehilahy voan’ny habokana izy, ka maloto; ary hambaran’ny mpisorona hoe maloto izy, satria misy fery eo amin’ny lohany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara44 dia lehilahy voan’ny habokana izy, ka maloto; ary hambaran’ny mpisorona hoe maloto izy, satria misy fery eo amin’ny lohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon’ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin’ny lohany ny aretiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon'ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin'ny lohany ny aretina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hambaran’ny mpisorona fa maloto tokoa izy; eo amin’ny lohany ny aretiny. Jereo ny toko |