Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:44 - DIEM PROTESTANTA

44 dia lehilahy voan’ny habokana izy, ka maloto; ary hambaran’ny mpisorona hoe maloto izy, satria misy fery eo amin’ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hambaran’ny mpisorona fa maloto tokoa izy; eo amin’ny lohany ny aretiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 dia lehilahy voan’ny habokana izy, ka maloto; ary hambaran’ny mpisorona hoe maloto izy, satria misy fery eo amin’ny lohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 dia olona boka izy, ka maloto, ary holazain’ny mpisorona hoe maloto: eo amin’ny lohany ny feriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon’ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin’ny lohany ny aretiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 dia lehilahy boka izy ka maloto; hataon'ny mpisorona hoe maloto tokoa izy: eo amin'ny lohany ny aretina.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:44
7 Rohy Ifampitohizana  

Koa dia maty tanora sy ratsy fiafara ireo toy ny olona iharan’ny fahafaham-baràka.


Aiza indray àry no tianareo hikapohana anareo no mbola mikiry amin’ny ditranareo ihany ianareo? Efa feno ratra avokoa ny loha, ary marary ny fo manontolo.


Hozahan’ny mpisorona ilay olona ka raha hitany fa misy mamontsina fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, ka miendrika habokana eo amin’ny hodi-nofo,


«Ny olona voan’ny aretin-koditra dia hanao fitafiana voatriatra sy hampirakaraka volo ary hisarom-bava sady hiantsoantso hoe: ‹Maloto aho! Maloto aho!›


raha jamba kosa ny masonao, dia maizina ny tenanao manontolo. Eny, raha maizina ilay fahazavana ao anatinao, dia vao mainka haizim-pito no hisy anao!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra