Levitikosy 13:43 - Baiboly Katolika43 Hozahan’ny mpisorona izy. Raha mamontsina mangia-potsy somary mena ny faritra sola na an-damosina na anoloana, ka miendrika habokana amin’ny hoditry ny nofo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 Hozahan’ny mpisorona izy, koa raha hitany fa teramena somary fotsy no famontsin’ny aretina eo amin’ny loha sola na eo amin’ny handrina, tahaka ny fisehon’ny habokana eo amin’ny hoditra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA43 Hozahan’ny mpisorona ilay olona ka raha hitany fa misy mamontsina fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, ka miendrika habokana eo amin’ny hodi-nofo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Hozahan’ny mpisorona ilay olona ka raha hitany fa misy mamontsina fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, ka miendrika habokana eo amin’ny hodi-nofo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 Ary raha zahan’ny mpisorona izy, ka hitany fa teramena somary fotsy no famontsin’ny aretina eo amin’ny loha sola, na eo amin’ny mazavaray, tahaka ny fisehon’ny habokana eo amin’ny hoditry ny nofo, Jereo ny tokoMalagasy Bible43 Ary raha zahan'ny mpisorona izy ka hitany fa tera-mena somary fotsy no famontsin'ny aretina eo amin'ny loha sola, na eo amin'ny mazavaray, tahaka ny fisehon'ny habokana eo amin'ny hoditry ny nofo, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache43 Hozahan’ny mpisorona izy, koa raha hitany fa teramena somary fotsy no famontsin’ny aretina eo amin’ny loha sola na eo amin’ny handrina, tahaka ny fisehon’ny habokana eo amin’ny hoditra, Jereo ny toko |