Jeremia 48:19 - Baiboly Katolika19 Mijanòna eo an-dalambe, ka mitazàna, ry kala mponina ao Arôera; anontanio ny lehilahy mandositra, sy ny vehivavy mitsoaka, ka ataovy hoe: «Inona no mihatra?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ry mponina any Aroera mijanòna eny an-dalambe ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Inona no nitranga? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Ry mponina ao Harôhera, mijoroa eny an-dalambe ka miambena. Anontanio ireo nandositra sy izay sisa avotra hoe: «Inona no zavatra niseho?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ry mponina ao Harôhera, mijoroa eny an-dalambe ka miambena. Anontanio ireo nandositra sy izay sisa avotra hoe: «Inona no zavatra niseho?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ry mponina any Aroera. Mijanòna eny an-dàlambe, ka mitazàna, Ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin’inona hianareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ry mponina any Aroera, mijanòna eny an-dalambe, ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin'inona ianareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ry mponina any Aroera mijanòna eny an-dalambe ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Inona no nitranga? Jereo ny toko |