Jeremia 4:28 - Baiboly Katolika28 Noho izany ny tany misaona, ary ny lanitra any ambony mihamainty, satria efa nolazaiko sy nokasaiko izany, ka tsy hanenenako na hitsoahako intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Noho izany dia hisaona ny tany ary ho tonga mainty ny lanitra ambony satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Noho izany, dia misaona ny tany ary mihamaizina ny lanitra any ambony. Satria Izaho no efa niteny; ka tsy hanova ny fanapahan-kevitro Aho na hihemotra amin’izany.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Noho izany, dia misaona ny tany ary mihamaizina ny lanitra any ambony. Satria Izaho no efa niteny; ka tsy hanova ny fanapahan-kevitro Aho na hihemotra amin’izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Noho izany dia hisaona ny tany, Ary ho tonga mainty ny lanitra ambony, Satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany Ka tsy hanenina na hanatsoaka izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Noho izany dia hisaona ny tany, ary ho tonga mainty ny lanitra ambony, satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Noho izany dia hisaona ny tany ary ho tonga mainty ny lanitra ambony satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany. Jereo ny toko |