Isaia 38:8 - Baiboly Katolika8 Indro aho hampihemotra ny aloka hiverina araka ny ambaratonga efa nampidinan’ny masoandro azy, eo amin’ny ambaratongan’i Akaza, dia ambaratonga folo.› » Dia nihemotra ambaratonga folo, teo amin’ny ambaratonga efa nidinany teo, ny masoandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Indro, hampivereniko ambaratonga folo miaraka amin’ny masoandro ny aloka eo amin’ny famantaranandro aloka an’i Ahaza, eo amin’ilay efa nidinany iny. Dia niverina tokoa ny masoandro teo amin’ny ambaratonga folo izay efa nidinan’ny aloka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Ny tohatr’i Ahaza, izay azon’ny masoandro anikeheo, dia efa nidinan’ny aloka; indro fa hampihemorin’ny TOMPO ambaratonga folo izany aloka izany.» Dia azon’ny masoandro indray ny ambaratonga folo izay efa nidinan’ny aloka teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ny tohatr’i Ahaza, izay azon’ny masoandro anikeheo, dia efa nidinan’ny aloka; indro fa hampihemorin’ny TOMPO ambaratonga folo izany aloka izany.» Dia azon’ny masoandro indray ny ambaratonga folo izay efa nidinan’ny aloka teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Indro, hampiverina ny aloka hàdiny folo Aho araka ny nampidinan’ny masoandro azy teo amin’ny dialin’ i Ahaza. Ka dia niverina hàdiny folo ny masoandro, dia ilay efa nidinany. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Indro, hampiverina ny aloka hàdiny folo Aho araka ny nampidinan'ny masoandro azy teo amin'ny dialin' i Ahaza. Ka dia niverina hàdiny folo ny masoandro, dia ilay efa nidinany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Indro, hampivereniko ambaratonga folo miaraka amin’ny masoandro ny aloka eo amin’ny famantaranandro aloka an’i Ahaza, eo amin’ilay efa nidinany iny. Dia niverina tokoa ny masoandro teo amin’ny ambaratonga folo izay efa nidinan’ny aloka. Jereo ny toko |