Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 21:7 - Baiboly Katolika

7 Ary ny ho hitany dia mpitaingin-tsoavaly mpitaingin-tsoavaly mitaingina ampondra, mpitaingin-tsoavaly mitaingin-drameva. Dia hijery amim-pitandremana izy, amim-pitandremana fatratra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Raha kalesy tarihin-tsoavaly no tazany na koa boriky na rameva manao andiany, dia tokony ho mailo izy, eny, tokony ho mailo tsara.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Raha kalesy tarihin-tsoavaly no tazany na koa boriky na rameva manao andiany, dia tokony ho mailo izy, eny, tokony ho mailo tsara.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa Sy boriky andiany ary rameva andiany,– Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa sy boriky andiany ary rameva andiany. Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara;

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 21:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Indreo tamy ny olona mitaingin-tsoavaly, ny mpitaingin-tsoavaly, milahatra tsiroaroa.» Dia niteny indray izy ka nanao hoe: «Potraka re! Potraka re i Babilôna! ary ny sarin’ireo andriamaniny rehetra nazerany novakiny tamin’ny tany.»


Hamely an’ilay Masin’i Israely. Ny mpanomponao no efa naniratsiranao ny Tompo, ary ianao efa nanao hoe: ‹Amin’ny hamaroan’ny kalesiko no efa niakarako teny antampon-tendrombohitra, teny amin’ny fara sisin’i Libàna; hokapaiko ny avo indrindra amin’ny sipresa ao aminy, ny tsara indrindra amin’ny sipresa ao aminy, dia hahatakatra ny tendrony avo indrindra aho, mbamin’ny alany, hoatra ny saha misy hazo mamoa.


«Raha mety mihaino Ahy tsara ianareo, - teny marin’i Iaveh, - ka tsy mampiditra entana, amin’ny vavahadin’ity tanàna ity, amin’ny andro sabata, ary mankamasina ny andro sabata, tsy manao na inona na inona amin’izany andro izany,


Noho izany, tsy maintsy mikely aina hitandrina tsaratsara kokoa izay efa rentsika isika, fandrao dia voatarika hiala amin’izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra