Isaia 21:7 - DIEM PROTESTANTA7 Raha kalesy tarihin-tsoavaly no tazany na koa boriky na rameva manao andiany, dia tokony ho mailo izy, eny, tokony ho mailo tsara.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Raha kalesy tarihin-tsoavaly no tazany na koa boriky na rameva manao andiany, dia tokony ho mailo izy, eny, tokony ho mailo tsara.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ary ny ho hitany dia mpitaingin-tsoavaly mpitaingin-tsoavaly mitaingina ampondra, mpitaingin-tsoavaly mitaingin-drameva. Dia hijery amim-pitandremana izy, amim-pitandremana fatratra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa Sy boriky andiany ary rameva andiany,– Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa sy boriky andiany ary rameva andiany. Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara; Jereo ny toko |
Tamin’ny alalan’ny mpanomponao no nanevatevanao Ahy Tompo. Hoy ianao hoe: ‹Izaho Saneheriba dia ny kalesiko marobe no niakarako teny an-tampon-tendrombohitra hatreo afovoan-tanin’i Libano mba hikapa ny sedera mijoalajoala sy ny kipreso voafantina eo aminy. Hiakarako ao ny tendrombohitra faran’izay avo sy ny tahirin’alany matevina indrindra.