Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 21:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Fa izao no nolazain’ny Tompo tamiko: «Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 21:6
8 Rohy Ifampitohizana  

Niantso mafy mba hampandre ny mpanjaka ilay mpitily. Dia hoy ny mpanjaka hoe: –Raha irery izy, dia vaovao tsara no hambarany. Rehefa nanatona hatrany ilay lehilahy teo,


Ireo mpiambina misafo ny tanàna no tojo ahy ka anontaniako hoe: «Mba hitanareo ve ilay tiako izay?»


Ry Jerosalema ô, efa nametrahako mpiambina eny ambonin’ny mandanao eny, ka tsy mahazo mangina ireo na andro na alina: «Ianareo izay mampahatsiaro ny TOMPO, aza mitsaha-manao izany ianareo!


«Ry ilay taranak’olombelona, ataoko mpitily ho an’ny Israelita ianao; koa hohenoinao ny teniko ary hampitainao aminy ny fampitandremana avy amiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra