Isaia 16:7 - Baiboly Katolika7 Koa aoka i Moaba hitomany an’i Moaba; aoka hidradradradra izy rehetra! Ny ampempam-boalobok’i Kira Hereseta, no aoka hitomanianareo, amim-pahareraham-po mafy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Noho izany dia hidradradradra amin’i Moaba i Moaba; eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; hitomany ny faharavan’i Kira-Hareseta ianareo ka ho ory indrindra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nefa ankehitriny dia midradradradra ny amin’i Môaba ny Môabita. Eny, samy mitaraina izy rehetra ny amin’ny ampempam-boalobok’i Kira-Heresa, ka mitoloko fa tena voa mafy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nefa ankehitriny dia midradradradra ny amin’i Môaba ny Môabita. Eny, samy mitaraina izy rehetra ny amin’ny ampempam-boalobok’i Kira-Heresa, ka mitoloko fa tena voa mafy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary noho izany dia ho indray midradradradra Moaba, Eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; Fa hitomany ny ampempam-boalobok’ i Kira-haresa hianareo ka ho ory indrindra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary noho izany dia ho indray midradradradra Moaba, eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; Fa hitomany ny ampempam-boalobok'i Kira-haresa ianareo ka ho ory indrindra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Noho izany dia hidradradradra amin’i Moaba i Moaba; eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; hitomany ny faharavan’i Kira-Hareseta ianareo ka ho ory indrindra. Jereo ny toko |
Ary na dia izay nitoetra anilany aza hatramin’i Isakara sy i Zabolôna ary i Neftalì samy nampitondra hanina, nentin’ny ampondra aman-drameva mbamin’ny omby sy ny mole, dia lafarina, ampempan’aviavy maina amam-boaloboka maina, divay, diloilo, omby aman’ondry sesehena, satria nisy fifaliana tamin’i Israely.