Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:28 - Baiboly Katolika

28 Roa amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Lameka vao niteraka zazalahy anankiray izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Roa amby valopolo amby zato taona i Lameka raha niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Rehefa feno 182 taona i Lamèka, dia niteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Rehefa feno 182 taona i Lamèka, dia niteraka zazalahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary rehefa roa amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan’i Lameka, dia niteraka zazalahy izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary rehefa roa amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Lameka, dia niteraka zazalahy izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Roa amby valopolo amby zato taona i Lameka raha niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:28
3 Rohy Ifampitohizana  

Sivy amby enimpolo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Matosalema; dia maty izy.


nataony hoe Nôe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin’ny fahasasarantsika sy amin’ny asa tanana mahasasatra avy amin’ity tany efa voaozon’i Iaveh ity.


zanak’i Kainàna, zanak’i Arfaksada, zanak’i Sema, zanak’i Nôe, zanak’i Lameka,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra