Genesisy 46:19 - Baiboly Katolika19 Zana-dRasela vadin’i Jakôba: i Josefa sy i Benjamina. Ny zanak’i Josefa tany amin’ny tany Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ny zanakalahin’i Rahely, vadin’i Jakoba, dia i Josefa sy i Benjamina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Ary ny zanakalahin’i Rahely vadin’i Jakôba kosa dia i Jôsefa sy i Benjamîna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ary ny zanakalahin’i Rahely vadin’i Jakôba kosa dia i Jôsefa sy i Benjamîna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ny zanakalahin-dRahely, vadin’i Jakoba dia Josefa sy Benjamina. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ny zanakalahin-dRahely, vadin'i Jakoba dia Josefa sy Benjamina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ny zanakalahin’i Rahely, vadin’i Jakoba, dia i Josefa sy i Benjamina. Jereo ny toko |