Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:34 - Baiboly Katolika

34 Maty i Jôbaba, dia Hosama, avy amin’ny tanin’ny Temanita, no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Rehefa maty i Jobaba dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

34 Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy ao amin’ny faritanin’ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy ao amin’ny faritanin’ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin'ny tanin'ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Rehefa maty i Jobaba dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:34
8 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanaka lahin’i Elifaza dia i Temàna, i Omara, i Sefao, i Gatama ary i Seneza.


Izao no loham-pirenena amin’ny zanak’i Esao: ireo zanaka lahin’i Elifaza: i Temàna loham-pirenena, i Omara loham-pirenena, i Sefao loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena,


Dia maty i Bela ary i Jôbaba, zanak’i Zorà, avy any Boarà, no nanjaka nandimby azy.


Maty i Hosama, ary nanjaka nandimby azy i Adada, zanak’i Badada, ilay nandresy an’i Madianina, tany amin’ny tanin’i Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany.


Maty i Jôbaba, ka i Hosama avy any amin’ny tanin’ny Temanita no nanjaka nandimby azy.


Nony nandre ny loza rehetra nanjò an’i Jôba ireo sakaizany telo lahy: i Elifaza avy any Temàna, i Baldada avy any Sohe, ary i Sôfara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin’ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy.


Teny mamely an’i Edôma. Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Efa tsy misy fahendrena intsony va ao Temàna? Lany hevitra va ireo mahira-tsaina? Efa levona va ny fahendren’izy ireo?


noho izany dia izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Haninji-tanana amin’i Edôma Aho; ka haringako ny olona sy ny biby eo aminy; hataoko zary efitra, hatrany Temàna izy; ary ho lavon-tsabatra hatrany Dedana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra