Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:35 - Baiboly Katolika

35 Maty i Hosama, ary nanjaka nandimby azy i Adada, zanak’i Badada, ilay nandresy an’i Madianina, tany amin’ny tanin’i Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Nony maty i Hosama dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; Avita no anaran’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

35 Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanakalahin’i Bedada, avy ao an-tanànan’i Havita. Izy io no nandresy ny Midianita teny an-tsahan’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanakalahin’i Bedada, avy ao an-tanànan’i Havita. Izy io no nandresy ny Midianita teny an-tsahan’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:35
4 Rohy Ifampitohizana  

Ka izao no naterak’io taminy: i Zamràna, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaka ary i Soe.


Maty i Jôbaba, dia Hosama, avy amin’ny tanin’ny Temanita, no nanjaka nandimby azy.


Maty i Hadada, ary i Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka nandimby azy.


Maty i Hosama, ka i Hadada zanak’i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy ny Madianita tany amin’ny tanin’i Moaba. Avita no anaran-tanànany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra