Genesisy 36:33 - Baiboly Katolika33 Dia maty i Bela ary i Jôbaba, zanak’i Zorà, avy any Boarà, no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Nony maty i Bela dia nanjaka nandimby azy i Jobaba, zanak’i Zera avy tany Bozra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Rehefa maty izy, dia i Jôbaba, zanakalahin’i Zera avy ao Bôtserà, no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Rehefa maty izy, dia i Jôbaba, zanakalahin’i Zera avy ao Bôtserà, no nanjaka nandimby azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’i Zera avy tany Bozra. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera avy tany Bozra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Nony maty i Bela dia nanjaka nandimby azy i Jobaba, zanak’i Zera avy tany Bozra. Jereo ny toko |