Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:21 - Baiboly Katolika

21 Ireo no loham-pirenena amin’ny Hôreanina, zanaka lahin’i Seirà, tamin’ny tanin’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 i Disona, i Ezera ary i Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seìra, tany amin’ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 i Disôna sy i Etsera ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakaviana hôrita, tao amin’ny faritr’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 i Disôna sy i Etsera ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakaviana hôrita, tao amin’ny faritr’i Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seïra, tany amin’ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny taranak'i Seïra, tany amin'ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 i Disona, i Ezera ary i Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seìra, tany amin’ny tany Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:21
5 Rohy Ifampitohizana  

Izao kosa no zanaka lahin’i Seira Hôreanina, izay efa nonina teo amin’ny tany rahateo: i Laotàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Disona, i Eserà ary i Disàna.


Ny zanaka lahin’i Laotàna dia i Hori sy i Hemana, ary i Tammà no anabavin’i Laotàna.


Izao no zanaka lahin’i Esera: i Balàna, i Zavàna, ary i Akàna.


i Disona loham-pirenena, i Esera loham-pirenena, i Disana loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Hôreanina izay samy loham-pirenena any amin’ny tanin’i Seirà.


Zanak’i Seirà: i Lôtàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Sisôna, i Esera, ary i Disàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra