Genesisy 36:22 - Baiboly Katolika22 Ny zanaka lahin’i Laotàna dia i Hori sy i Hemana, ary i Tammà no anabavin’i Laotàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Izao no zanakalahin’i Lotana: I Hory sy i Hemana. I Timna no anabavin’i Lotana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôry sy i Hemàma. Nanana anabavy atao hoe Timnà i Lôtàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôry sy i Hemàma. Nanana anabavy atao hoe Timnà i Lôtàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary ny zanakalahin’i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin’i Lotana. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin'i Lotana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Izao no zanakalahin’i Lotana: I Hory sy i Hemana. I Timna no anabavin’i Lotana. Jereo ny toko |