Genesisy 36:20 - Baiboly Katolika20 Izao kosa no zanaka lahin’i Seira Hôreanina, izay efa nonina teo amin’ny tany rahateo: i Laotàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Disona, i Eserà ary i Disàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ireto avy no zanakalahin’i Seìra horita, izay nonina tany: I Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Ny mponina taloha tao amin’ny faritr’i Edôma dia ireo taranak’i Sehira ilay Hôrita. Ny zanakalahin’i Sehîra dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ny mponina taloha tao amin’ny faritr’i Edôma dia ireo taranak’i Sehira ilay Hôrita. Ny zanakalahin’i Sehîra dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary izao no zanakalahin’i Seïra Horita, izay nonina tany amin’ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary izao no zanakalahin'i Seïra Horita, izay nonina tany amin'ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Jereo ny toko |