Genesisy 36:14 - Baiboly Katolika14 Ary izao no zanaka lahin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka vavin’i Sebeôna, vadin’i Esao; niteraka an’i Jehosy sy i Ihelona ary i Kôre tamin’i Esao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary izao no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: niteraka an’i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin’i Esao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy. Jereo ny toko |