Genesisy 36:13 - Baiboly Katolika13 Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary izao no zanakalahin’i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary izao no zanakalahin'i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin'i Basemata, vadin'i Esao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao. Jereo ny toko |