Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 36:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary izao no zanakalahin’i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary izao no zanakalahin'i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin'i Basemata, vadin'i Esao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Feno 40 taona i Hesao raha nampakatra vehivavy hetita anankiroa ho vadiny, dia i Jehodita zanakavavin’i Bery sy i Basemàta zanakavavin’i Elôna.


I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny.


Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà.


Samy filoham-pianakaviany avokoa ny zanakalahin’i Rehoela zanak’i Hesao, dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Basemata vadin’i Hesao.


Ny zanakalahin-dRehoela dia i Nahata sy i Zerà ary i Samà sy i Mizrà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra