Genesisy 29:19 - Baiboly Katolika19 Dia hoy i Labàna: «Aleo omena anao izy toy izay omena ny hafa; ka mitoera àry eto amiko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia hoy i Labana: Aleoko omena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa. Koa mitoera eto amiko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Dia namaly azy i Labàna hoe: –Aleoko homena anao izy toy izay ho an’olon-kafa, fa mitoera eto amiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia namaly azy i Labàna hoe: –Aleoko homena anao izy toy izay ho an’olon-kafa, fa mitoera eto amiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary hoy Labana: Aleoko homena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa; tomoera eto amiko. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary hoy Labana: Aleoko homena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa; tomoera eto amiko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Dia hoy i Labana: Aleoko omena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa. Koa mitoera eto amiko. Jereo ny toko |