Genesisy 29:18 - Baiboly Katolika18 Ary i Jakôba tia an-dRasela ka nanao hoe: «Hanompo anao fito taona aho, mba hahazoako an-dRasela zanakao vavy aivo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary i Jakoba dia tia an’i Rahely ka niteny hoe: Aoka aho hanompo anao fito taona noho ny amin’i Rahely, zanakao faravavy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ary tia an’i Rahely i Jakôba ka niteny tamin’i Labàna hoe: –Hanompo anao fito taona aho mba hahazoako manambady an’i Rahely faravavinao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ary tia an’i Rahely i Jakôba ka niteny tamin’i Labàna hoe: –Hanompo anao fito taona aho mba hahazoako manambady an’i Rahely faravavinao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary i Jakoba dia tia an’i Rahely ka niteny hoe: Aoka aho hanompo anao fito taona noho ny amin’i Rahely, zanakao faravavy. Jereo ny toko |