Genesisy 24:37 - Baiboly Katolika37 Ary ny tompoko nampianiana ahy, nanao hoe: ‹Aza maka vady ho an-janako amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina eto tompon’ny tany onenako; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Nampianiana ahy ny tompoko ka niteny hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Nampianiana ahy ny tompoko mba tsy haka vady ho an’ny zanany lahy avy ao amin’ny tanin’ny Kanahanita izay onenany. Ka hoy izy tamiko: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Nampianiana ahy ny tompoko mba tsy haka vady ho an’ny zanany lahy avy ao amin’ny tanin’ny Kanahanita izay onenany. Ka hoy izy tamiko: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina; Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza makà vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita, izay iraisako monina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Nampianiana ahy ny tompoko ka niteny hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina, Jereo ny toko |