Genesisy 24:38 - Baiboly Katolika38 fa mankanesa any an-tranon’ikaky, any amin’ny havako, ka any maka vady ho an-janako.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 «Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 «Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 fa any amin’ny tranon’ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an’ny zanako. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 fa any amin'ny tranon'ikaky sy any amin'ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an'ny zanako. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako. Jereo ny toko |