Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 24:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Nampianiana ahy ny tompoko mba tsy haka vady ho an’ny zanany lahy avy ao amin’ny tanin’ny Kanahanita izay onenany. Ka hoy izy tamiko:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Nampianiana ahy ny tompoko ka niteny hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Nampianiana ahy ny tompoko mba tsy haka vady ho an’ny zanany lahy avy ao amin’ny tanin’ny Kanahanita izay onenany. Ka hoy izy tamiko:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Ary ny tompoko nampianiana ahy, nanao hoe: ‹Aza maka vady ho an-janako amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina eto tompon’ny tany onenako;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza maka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita, izay iraisako monina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Ary efa nampianiana ahy ny tompoko ka nanao hoe: Aza makà vady ho an'ny zanako avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita, izay iraisako monina;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:37
5 Rohy Ifampitohizana  

«Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.»


Ary hoy i Rebèka tamin’i Itsehàka: –Efa mankaleo ahy mihitsy ny fiainako noho ny afitsok’ireto vinantovavy hetita ireto. Raha hanambady zazavavy tompon-tany toy ireo i Jakôba, dia aleoko maty!


dia hitan’ireo zanakalahin’andriamanitra fa tsara tarehy ireny zazavavy ireny, ka nifidianany izay ho vadiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra