Genesisy 18:29 - Baiboly Katolika29 Dia mbola niteny taminy ihany i Abrahama, ka nanao hoe: «Angamba hoe efapolo ny olo-marina ao.» Ary hoy izy: «Tsy hanao izany Aho, noho ny fitiavako an’izy efapolo ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Dia mbola niteny Taminy indray izy hoe: Angamba olona marina efapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hahavita izany Aho noho ny olona marina efapolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Mbola niteny taminy indray i Abrahama hoe: –Angamba tsy hahitana afa-tsy efapolo ao! Dia novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina efapolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Mbola niteny taminy indray i Abrahama hoe: –Angamba tsy hahitana afa-tsy efapolo ao! Dia novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina efapolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Dia mbola niteny taminy indray izy ka nanao hoe: Angamba efa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho noho ny efa-polo. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Dia, mbola niteny taminy indray izy ka nanao hoe: Angamba efa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho noho ny efa-polo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Dia mbola niteny Taminy indray izy hoe: Angamba olona marina efapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hahavita izany Aho noho ny olona marina efapolo. Jereo ny toko |