Genesisy 18:28 - Baiboly Katolika28 Angamba ho latsaka dimy ny dimampolo marina; ka dia haringanao ve ny tanàna manontolo, noho ny dimy? Hoy izy: «Tsy handringana azy Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Angamba ho latsaka dimy ny olona marina dimampolo. Moa haringanao va ny tanàna manontolo noho ny dimy? Hoy Izy: Tsy handringana Aho raha mahita olona marina dimy amby efapolo ao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Angamba tsy ampy dimampolo ny olo-marina fa latsaka dimy, dia horavanao ve ny tanàna manontolo noho ny amin’ny dimy? Ka namaly ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Angamba tsy ampy dimampolo ny olo-marina fa latsaka dimy, dia horavanao ve ny tanàna manontolo noho ny amin’ny dimy? Ka namaly ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Angamba ho latsaka dimy ny dimam-polo marina; moa haringanao va ny tanàna rehetra noho ny dimy? Ary hoy Izy: Tsy handringana Aho, raha mahita dimy amby efa-polo ao. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Angamba ho latsaka dimy ny dimam-polo marina; moa haringanao va ny tanàna rehetra noho ny dimy? Ary hoy Izy: Tsy handringana Aho, raha mahita dimy amby efa-polo ao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Angamba ho latsaka dimy ny olona marina dimampolo. Moa haringanao va ny tanàna manontolo noho ny dimy? Hoy Izy: Tsy handringana Aho raha mahita olona marina dimy amby efapolo ao. Jereo ny toko |