Genesisy 18:27 - Baiboly Katolika27 Fa hoy indray i Abrahama: «Indro efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho, izaho vovoka sy lavenona foana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia hoy i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Fa hoy indray i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho, na dia vovoka sy lavenona aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Fa hoy indray i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho, na dia vovoka sy lavenona aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia namaly Abrahama ka nanao hoe: Indro, fa efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona: Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia namaly Abrahama ka nanao hoe: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Dia hoy i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho nefa vovoka sy lavenona: Jereo ny toko |