Ezra 1:8 - Baiboly Katolika8 Napetrak’i Sirosa mpanjakan’i Persa tao am-pelatanan’i Mitridata mpitahiry vola izany, ary izy no nanolotra azy, rahefa nisainy, tamin’i Sasabasara, filohan’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary nasain’i Kirosy mpanjakan’i Persia namoaka ireny i Mitredata mpitahiry ny harenan’ny fanjakana dia nisainy sady natolony an’i Sesbazara, lehiben’ny fokon’i Joda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 I Mitredata, mpitahiry ny harem-panjakana, no nasainy namoaka ireny fanaka ireny sy nanisa azy ary nanolotra azy tamin’i Sesebatsàro, taranaky ny mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 I Mitredata, mpitahiry ny harem-panjakana, no nasainy namoaka ireny fanaka ireny sy nanisa azy ary nanolotra azy tamin’i Sesebatsàro, taranaky ny mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary Mitredata, mpitahiry ny haren’ny fanjakana, dia nasain’i Kyrosy, mpanjakan’i Persia, namoaka ireny, ka nisainy sady natolony an’i Sesbazara, lehiben’ny firenen’i Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary Mitredata, mpitahiry ny haren'ny fanjakana, dia nasain'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia; namoaka ireny, ka nisainy sady natolony an'i Sesbazara, lehiben'ny firenen'i Joda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary nasain’i Kirosy mpanjakan’i Persia namoaka ireny i Mitredata mpitahiry ny harenan’ny fanjakana dia nisainy sady natolony an’i Sesbazara, lehiben’ny fokon’i Joda. Jereo ny toko |