Ezra 1:9 - Baiboly Katolika9 Ka izao no isany: siny volamena 30, siny volafotsy 1.000, antsy 29, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Izao no isany: Lovia volamena telopolo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roapolo, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Izao no isany: lovia volamena telopolo; lovia volafotsy arivo; antsy 29; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Izao no isany: lovia volamena telopolo; lovia volafotsy arivo; antsy 29; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary izao no isany: Lovia volamena telo-polo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roa-polo, Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary izao no isany: Lovia volamena telo-polo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roa-polo, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Izao no isany: Lovia volamena telopolo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roapolo, Jereo ny toko |
Nony vita ny asa dia nentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy i Jôiadà ny vola sisa ka nanaovana fanaka ho an’ny tranon’i Iaveh, dia fanaka hoenti-manao ny fanompoana sy ny sorona dorana, kôpy mbamin’ny fanaka volamena amana volafotsy sasany, ka tsy tapaka fanateran-tsorona dorana tao an-tranon’i Iaveh tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà.