Ezra 1:7 - Baiboly Katolika7 Nalain’i Sirosa ny fanaky ny tranon’i Iaveh nesorin’i Nabokodonozora tao Jerosalema sy napetrany tao amin’ny tempolin’ny andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia navoakan’i Kirosy mpanjaka ny fanaky ny tranon’NY TOMPO izay nalain’i Nebokadnezara tany Jerosalema ka nataony tao an-tranon’ny andriamaniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Nasain’ny amperôra Kirôsa navoaka ireo fanaky ny tranon’ny TOMPO, dia ny fanaka nalain’i Nebokadnetsara tany Jerosalema ka efa napetrany tao an-tranon’ireo andriamaniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nasain’ny amperôra Kirôsa navoaka ireo fanaky ny tranon’ny TOMPO, dia ny fanaka nalain’i Nebokadnetsara tany Jerosalema ka efa napetrany tao an-tranon’ireo andriamaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia navoak’i Kyrosy mpanjaka ny fanaky ny tranon’i Jehovah, izay efa nalain’i Nebokadnezara tany Jerosalema ka efa nataony tao an-tranon’ireo andriamaniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia navoak'i Kyrosy mpanjaka ny fanaky ny tranon'i Jehovah, izay efa nalain'i Nebokadnezara tany Jerosalema ka efa nataony tao an-tranon'ireo andriamaniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia navoakan’i Kirosy mpanjaka ny fanaky ny tranon’NY TOMPO izay nalain’i Nebokadnezara tany Jerosalema ka nataony tao an-tranon’ny andriamaniny. Jereo ny toko |