Eksodosy 36:6 - Baiboly Katolika6 Ka dia nandefa teny i Môizy, ka nokabarina tao an-toby ny hoe: «Aza misy olona, na lahy na vavy, misahirana intsony amin’ny zavatra aterina ho an’ny fitoerana masina; notohanana ny olona tsy hanatitra intsony, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia nandidy i Mosesy ka nandefa teny manerana ny toby hoe: Aza misy manao zavatra ho fandraisana anjara ho amin’ny fitoerana masina intsony ianareo, na lahy na vavy. Izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Niaraka tamin’izay dia nanome baiko manerana ny toby i Mosesy hoe: «Aoka tsy hisy intsony olona, na lahy na vavy, hanomana fanomezana hanaovana ny Toeramasina.» Dia nitsahatra tsy nitondra fanomezana intsony ny vahoaka, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Niaraka tamin’izay dia nanome baiko manerana ny toby i Mosesy hoe: «Aoka tsy hisy intsony olona, na lahy na vavy, hanomana fanomezana hanaovana ny Toeramasina.» Dia nitsahatra tsy nitondra fanomezana intsony ny vahoaka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran’ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin’ny fitoerana masina hianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran'ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin'ny fitoerana masina ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia nandidy i Mosesy ka nandefa teny manerana ny toby hoe: Aza misy manao zavatra ho fandraisana anjara ho amin’ny fitoerana masina intsony ianareo, na lahy na vavy. Izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony; Jereo ny toko |