Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Niaraka tamin’izay dia nanome baiko manerana ny toby i Mosesy hoe: «Aoka tsy hisy intsony olona, na lahy na vavy, hanomana fanomezana hanaovana ny Toeramasina.» Dia nitsahatra tsy nitondra fanomezana intsony ny vahoaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Dia nandidy i Mosesy ka nandefa teny manerana ny toby hoe: Aza misy manao zavatra ho fandraisana anjara ho amin’ny fitoerana masina intsony ianareo, na lahy na vavy. Izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Niaraka tamin’izay dia nanome baiko manerana ny toby i Mosesy hoe: «Aoka tsy hisy intsony olona, na lahy na vavy, hanomana fanomezana hanaovana ny Toeramasina.» Dia nitsahatra tsy nitondra fanomezana intsony ny vahoaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ka dia nandefa teny i Môizy, ka nokabarina tao an-toby ny hoe: «Aza misy olona, na lahy na vavy, misahirana intsony amin’ny zavatra aterina ho an’ny fitoerana masina; notohanana ny olona tsy hanatitra intsony,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran’ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin’ny fitoerana masina hianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran'ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin'ny fitoerana masina ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Dia nandidy i Mosesy ka nandefa teny manerana ny toby hoe: Aza misy manao zavatra ho fandraisana anjara ho amin’ny fitoerana masina intsony ianareo, na lahy na vavy. Izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:6
2 Rohy Ifampitohizana  

mba hilaza amin’i Mosesy hoe: «Nitondra mihoatra noho izay ilaina amin’ny fanatontosana ny asa nodidian’ny TOMPO hatao ny vahoaka.»


satria ampy hanaovana ny asa rehetra ny efa voaray ka nisy ambiny aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra