Eksodosy 36:32 - Baiboly Katolika32 Barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana andrefana izay erỳ ivohony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely, ary barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny andrefana izay ao aorianany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray hafa, ary barany dimy ho an’ireo hazo fisaka tamin’ny lafiny ivoho tao andrefana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray hafa, ary barany dimy ho an’ireo hazo fisaka tamin’ny lafiny ivoho tao andrefana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 sy barany dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely, ary barany dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny andrefana izay ao ivohony. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 sy barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray koa amin'ny tabernakely, ary barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny andrefana izay ao ivohony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely, ary barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny andrefana izay ao aorianany. Jereo ny toko |