Eksodosy 36:31 - Baiboly Katolika31 Dia natao ny barany tamin’ny hazo akasià, dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana iray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely, Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely, Jereo ny toko |