Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Dia natao ny barany tamin’ny hazo akasià, dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:31
6 Rohy Ifampitohizana  

Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Hazo mimôzà no hanaovana ny bao ary horakofana takela-bolamena.


Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina dia nisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka.


barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray hafa, ary barany dimy ho an’ireo hazo fisaka tamin’ny lafiny ivoho tao andrefana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra