Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:32 - DIEM PROTESTANTA

32 barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray hafa, ary barany dimy ho an’ireo hazo fisaka tamin’ny lafiny ivoho tao andrefana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely, ary barany dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny andrefana izay ao aorianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray hafa, ary barany dimy ho an’ireo hazo fisaka tamin’ny lafiny ivoho tao andrefana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana andrefana izay erỳ ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 sy barany dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray koa amin’ny tabernakely, ary barany dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny andrefana izay ao ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 sy barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray koa amin'ny tabernakely, ary barany dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny andrefana izay ao ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:32
3 Rohy Ifampitohizana  

«Hanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy hihazona ny hazo fisaka amin’ny lafiny iray amin’ny fonena-masina;


Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,


Ny barany afovoany dia nampandalovina teo ampisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary nataony nahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra