Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:33 - Baiboly Katolika

33 Ny barany afovoany nahatratra ny tendrony roa amin’ny lavan’ny hazo fisaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan’ny hazofisaka ka hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Ny barany afovoany dia nampandalovina teo ampisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary nataony nahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ny barany afovoany dia nampandalovina teo ampisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary nataony nahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan’ny zanakazo ka hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan'ny zana-kazo ka hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan’ny hazofisaka ka hahatratra ny farany roa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:33
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny barany afovoany hatao manaraka ny hazo fisaka, mahatratra ny sisiny roa.


Barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana faharoa, barany dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana andrefana izay erỳ ivohony.


Nopetahana takela-bolamena ny hazo fisaka; natao volamena koa ny masom-bola nidiran’ny barany; ary nopetahana volamena koa ny barany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra