Eksodosy 36:13 - Baiboly Katolika13 Dia jaigrafy volamena dimampolo no natao hampifanakambana ireo ambainy ireo, ka voatambatra ho iray ihany ny Fonenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Nanamboatra farango volamena dimampolo ry zareo mba hanakambanany ny vitrana tsiroaroa, dia voatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nanamboatra farango volamena dimampolo ry zareo mba hanakambanany ny vitrana tsiroaroa, dia voatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin'ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely. Jereo ny toko |