Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Nanamboatra farango volamena dimampolo ry zareo mba hanakambanany ny vitrana tsiroaroa, dia voatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Nanamboatra farango volamena dimampolo ry zareo mba hanakambanany ny vitrana tsiroaroa, dia voatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia jaigrafy volamena dimampolo no natao hampifanakambana ireo ambainy ireo, ka voatambatra ho iray ihany ny Fonenana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin'ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:13
5 Rohy Ifampitohizana  

«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.


Farango volamena dimampolo no hamboarina mba hanakambanana ny vitrana roa, dia hatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.


Eny, maro ny zavatra anisan’ny tena, kanefa ny tena dia iray ihany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra