Eksodosy 36:12 - Baiboly Katolika12 Tadivavarana dimampolo no natao tamin’ny ambainy voalohany; ary tadivavarana dimampolo koa tamin’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa, ka mifanandrify hatrany ireo tadivavarana ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Tadivavarana dimampolo no nataony teo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no nataony teo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny iray efa voavitrana hafa koa; ary nifandray ny tadivavarana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Nisy tadivavarana dimampolo tamin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka nifanandrify tamin’ny laharan’ny tadivavarana teo amin’ny vitrana iray mifanila aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nisy tadivavarana dimampolo tamin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka nifanandrify tamin’ny laharan’ny tadivavarana teo amin’ny vitrana iray mifanila aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Tadivavarana dimam-polo no nataony teo amin’ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no nataony teo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny anankiray efa voavitrana koa; ary nifandray ny tadivavarana. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Tadivavarana dimam-polo no nataony teo amin'ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no nataony teo amin'ny sisin'ny ambainy izay amin'ny anankiray efa voavitrana koa; ary nifandray ny tadivavarana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Tadivavarana dimampolo no nataony teo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no nataony teo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny iray efa voavitrana hafa koa; ary nifandray ny tadivavarana. Jereo ny toko |