Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:11 - Baiboly Katolika

11 Nasiana tadivavarana jaky volomparasy ny vavan’ny ambainy sisin’ireo navitrana voalohany, dia natao toy izany koa ny vavan’ny ambainy sisin’ireo navitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Nanao tadivavarana manga teo an-tsisin’ny ambainy iray izy, dia teo an-tsisin’ny iray efa voavitrana; ary nanao toy izany koa tamin’ny ambainy farany izy, dia teo amin’ny sisin’ny iray efa voavitrana koa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Nopetahany kofehy volon’ondry miloko volomparasy ny sisin-damba farany tamin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany tamin’ny vitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Nopetahany kofehy volon’ondry miloko volomparasy ny sisin-damba farany tamin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany tamin’ny vitrana faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary nanao tadivavarana manga teo an-tsisin’ny ambainy iray izy, dia teo an-tsisin’ny anankiray efa voavitrana; ary nanao toy izany koa tamin’ny ambainy farany izy, dia teo an-tsisin’ny anankiray efa voavitrana koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary nanao tadivavarana manga teo an-tsisin'ny ambainy iray izy, dia teo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana; ary nanao toy izany koa tamin'ny ambainy farany izy, dia teo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Nanao tadivavarana manga teo an-tsisin’ny ambainy iray izy, dia teo an-tsisin’ny iray efa voavitrana; ary nanao toy izany koa tamin’ny ambainy farany izy, dia teo amin’ny sisin’ny iray efa voavitrana koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Hasianao tadivavarana jaky volomparasy ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana voalohany ireo, dia hasianao toy izany koa ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana faharoa.


Navitrana ho iray ny dimy tamin’ireo ambainy ireo, dia navitrana ho iray koa ny dimy sisa.


Tadivavarana dimampolo no natao tamin’ny ambainy voalohany; ary tadivavarana dimampolo koa tamin’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa, ka mifanandrify hatrany ireo tadivavarana ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra