Eksodosy 36:10 - Baiboly Katolika10 Navitrana ho iray ny dimy tamin’ireo ambainy ireo, dia navitrana ho iray koa ny dimy sisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ambainy dimy no navitrany ho iray; ary ambainy dimy hafa koa no navitrany ho iray hafa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia nataony toy izany koa ny dimy hafa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia nataony toy izany koa ny dimy hafa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ambainy dimy navitrany ho iray; ary ambainy dimy koa navitrany ho iray. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ambainy dimy navitrany ho iray; ary ambainy dimy koa navitrany ho iray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ambainy dimy no navitrany ho iray; ary ambainy dimy hafa koa no navitrany ho iray hafa. Jereo ny toko |