Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 36:9 - Baiboly Katolika

9 Valo amby roapolo hakiho no halavan’ny ambainy iray ary efatra hakiho no sakany; mitovy avokoa ny haben’ny ambainy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho: Nitovy refy ny ambainy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho: nitovy ohatra ny ambainy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho: nitovy ohatra ny ambainy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho* ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho: Nitovy refy ny ambainy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Navitrana ho iray ny dimy tamin’ireo ambainy ireo, dia navitrana ho iray koa ny dimy sisa.


Ny olo-mahay rehetra tamin’izay niasa tamin’io raharaha io, no nanao ny Fonenana tamin’ny ambainy folo: rongony madinika mihasina, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, mbamin’ny kerobima no nanaovany azy; asan’ny mpanenona mahay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra