Eksodosy 36:14 - Baiboly Katolika14 Ambainy volon’osy no natao hanamboarana lay ho ao ambonin’ny Fonenana, ka natao iraika ambin’ny folo ny ambainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Nanao ambainy tamin’ny volon’osy koa izy ho lay handrakofana ny tabernakely; iraika amby folo ambainy no nanaovany azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Avy eo, dia namboariny koa ny tranolay hiarovana ny fonena-masina, ka lamba temitra 11 vita amin’ny volon’osy no nanaovany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Avy eo, dia namboariny koa ny tranolay hiarovana ny fonena-masina, ka lamba temitra 11 vita amin’ny volon’osy no nanaovany azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary nanao ambainy koa tamin’ny volon’osy izy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin’ny folo ambainy no nanaovany azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary nanao ambainy koa tamin'ny volon'osy izy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin'ny folo ambainy no nanaovany azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Nanao ambainy tamin’ny volon’osy koa izy ho lay handrakofana ny tabernakely; iraika amby folo ambainy no nanaovany azy. Jereo ny toko |