Eksodosy 29:22 - Baiboly Katolika22 «Halainao ny saboran’ny ondralahy, ny hofany, ny safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ary ny sorony havanana, fa ondralahy fanokanana io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Alao indray ny jaboran’ny ondrilahy sy ny hofany ary ny jabora mandrakotra ny taovany sy ny ila atiny lehibe sy ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy ary ny feny havanana, fa ondrilahy fanokanana io; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Ny ondrilahy faharoa dia mariky ny fametrahana ny mpisorona amin’ny raharahany. Koa halainao ny hofany, ny sabora mandrakotra ny tsinainy sy ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, ary ny sorony havanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ny ondrilahy faharoa dia mariky ny fametrahana ny mpisorona amin’ny raharahany. Koa halainao ny hofany, ny sabora mandrakotra ny tsinainy sy ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, ary ny sorony havanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary alao ny saboran’ny ondrilahy sy ny hofany sy ny safo-drorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamin’ny fonom-boany ary ny soroka ankavananan; fa ondrilahy fanokanana izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary alao ny saboran'ny ondrilahy sy ny hofany sy ny safo-drorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany ary ny soroka ankavanana; fa ondrilahy fanakanana izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Alao indray ny jaboran’ny ondrilahy sy ny hofany ary ny jabora mandrakotra ny taovany sy ny ila atiny lehibe sy ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy ary ny feny havanana, fa ondrilahy fanokanana io; Jereo ny toko |
Dia nalain’ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin’ny momba azy, ka narosony teo anoloan’i Saola. Ary hoy i Samoela: «Indro ny anjara voaavako, raiso ho eo anoloanao io ary hano, fa hatramin’ny nanasako ny olona no nitahirizana azy ho amin’ity fotoana ity.» Dia niara-nihinana tamin’i Samoela i Saola tamin’izay andro izay.