Eksodosy 28:23 - Baiboly Katolika23 hanaovanao masom-bolamena roa sy saron-tratra, ary hapetakao amin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra ny masom-bolamena roa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary manaova vava volamena roa ho eo amin’ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary manaova vava volamena roa ho eo amin'ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo. Jereo ny toko |