Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 28:23 - DIEM PROTESTANTA

23 hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 hisy haba volamena roa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 hanaovanao masom-bolamena roa sy saron-tratra, ary hapetakao amin’ny tendrony roa amin’ny saron-tratra ny masom-bolamena roa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary manaova vava volamena roa ho eo amin’ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary manaova vava volamena roa ho eo amin'ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin'ny zorony roa ambony amin'ny saron-tratra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Petaho mason-drojo volamena roa koa eo amin’ny saron-tratra; ataovy eo amin’ny zorony roa, izay amin’ny zorony roa ambony amin’ny saron-tratra ireo mason-drojo roa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 28:23
3 Rohy Ifampitohizana  

«Rojo volamena madio anankiroa, miolanolana toy ny tady voarandrana, no hatao eo amin’ny saron-tratra;


Hafatotra tsirairay amin’ireo haba amin’ny saron-tratra ireo ny rojo volamena madinika;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra